Tongasoa ato amin'ny Ubuntu Malagasy Translators!
Ny tanjon'ny Ubuntu Malagasy Translators team dia ny handika mazava an'i Ubuntu amin'ny teny Malagasy.
Ity ny mailing list: <email address hidden>
Mandalova ao amin'ny pejy wiki: https:/
Aloan'ny hanaovana fandikàna dia tsidio ny https:/
Raha hiditra amin'ny fikambanana:
-mamoròna kaonty amin'ny launchpad.
-ataovy hita amin'ny Launchpad ny adiresy mailakao.
-midira amin'ny mailing list.
-mandefasa mailaka avy amin'ny mailing list mba ahafantarana anao.
Aza misalasala raha misy fanontaniana fa alefaso amin'ny mailing list.
Mila fanampiana avy aminao izahay!
Bye
Team details
- Email:
- Log in for email information.
All members
You must log in to join or leave this team.
Latest members |
Pending approval |
Latest invited
Mailing list
Policy: You must be a team member to subscribe to the team mailing list.
View public archive
View subscribers